· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny Ejipta tamin'ny Febroary, 2009

Ezypta: Nanohina ny mpamaham-bolongana Ezypsiana ny fakantahaka

  25 Febroary 2009

Misy ve ny tranga-javatra tahaka ny maka tahaka bolongana? samy manana ny heviny ny mpamaham-bolongana Ezypsiana ao amin'ny fefin'ny Facebook sy any amin'ny bolongany rehefa hitany fa maka ampahan-dahatsoratra tsy nahazo alalana tamin-dry zareo ny gazety iray. Bella Shereef ohatra nanangana vondrona iray mitory ny gazety El Shorouk noho ny...

Andron'ny mpifankatia, tatitra manokana: Fitiavana be avy any Ejypta

  15 Febroary 2009

Ity no fotoana iray amin'ny taona izay hanomboanareo hino fa ny fiainana dia saika voninkazo sy sokola . Irery na olon-droa,  mpomba na mpanohitra ny andron'ny mpifankatia dia samy tsy maintsy miatrika ny hadalàna ben'ny volana Febroary. Na tia na tsia , ianareo dia tsindrian'ny nonorsa , voninkazo, boaty, ary ...

Ejipta : tsy mitsahatra ny fisamborana ireo mpitoraka bilaogy

  13 Febroary 2009

Mbola lasibatry ny mpitandro ny filaminana sy ny manam-pahefana hatrany ny mpitoraka bilaogy Ejiptiana. Nandritra ny herinandro fotsiny izao dia efa mpitoraka bilaogy 2 no voasambotra. Ny nanombohan'ny tantara anankiray amin'ireo dia ny diabe natao hoe “ho any Gaza” nokarakarain'ny mpanao pôlitika mahery fihetsika 14 avy any Ejipta, Etazonia, Angletera,...