· Oktobra, 2013

Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Oktobra, 2013

Nampijaliana Ny Namako Satria Mibilaogy

GV Mpisolovava  07 Oktobra 2013

Olo-tsotra i Safy izay niasa teo amin'ny sehatry ny informatika saingy taorian'ny fitifiran'ny polisy misahana ny rotaka ny namany nandritra ny herinandro voalohany nanombohan'ny revolisiona, tsy nety taminy intsony ny ho "olo-tsotra"