Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Jona, 2013
Grenady Breziliana Hamelezana Tiorka
Ity lahatsoratra nosoratan'i Bruno Fonseca sy Natalia Viana, avy amin'i Agência Pública, ity dia nivoaka tamin'ny voalohany tamin'ny lohateny hoe “Bomba brasileira na pele turca” (grenady breziliana hamelezana ny Tiorka) , izy ity dia ao anatin'ny fanadihadiana manokana momba ireo vondron'olona mpanery ny manampahefana sy ny orinasa mpamokatra fitaovam-piadiana ao Brezila #IndústriaBrasileiraDeArmas. Hisy...
Lalàna Vaovao Ho An'ny Skype sy Viber any Bahrain
“Antony Fiarovana” no lazaina fa antony mahatonga ny fepetra vaovao izay mety hamarana ny fampiasana ny tolotra malaza tahaka ny Skype, WhatsApp, Viber ary Tango any Bahrain. Notsongain'ny gazety ny fanambaran'ny minisi-panjakana misahana ny serasera Fawaz bin Mohammed Al Khalifa fa nampidirina ny fitsipika vaovao misahana ny fampihatra Voice Over...
Fitaovana Breziliana Hamoretana Ny Mpanao Fihetsiketsehana Any Amin'ny Firenena Arabo
Brezila sy Etazonia no tena mpanondrana fitaovam-piadiana mankany Torkia. Ao anaty lisitry firenena arabo ny mpanjifan'ny orinasa breziliana eo amin'ny fampitaovana ifehezana ny rotaka i Emirà Arabo Mitambatra. Milaza ny orinasa fa tsy nivarotra tamin'i Bahraïn.