· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Septambra, 2011

Tontolo Arabo: Mahatsiaro ny 11 Septambra

  12 Septambra 2011

Nanome voninahitra ireo namoy ny ainy 3000 tamin'ny 11 septembra ny Mpisiokantserasera manerana ny tontolo Arabo, mahatsiahy ny zava-niseho mahatsiravina nataon'ny mpampihorohoro Al Qaeda izay nandefa fiaramanidina mpitondra olona 4 handona ny tranobe tao Etazonia izao tontolo izao folo taona lasa izay. (tohizo)