· Jolay, 2010

Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Jolay, 2010

Bahrain: Atsaharo amin'izay!

  15 Jolay 2010

Miaraka amin'ny volana masin'ny Ramadan silamo (volana fifadian-kanina) izay mihamanakaiky haingana dia haingana, ilay mpitoraka blaogy Bahraini Tawfeeq Al Rayash dia manenjika bitro roa. Mifady hanina mandritra ny telo volana izy ary miala amin'ny fifohana sigara taorian'ny antso fampahatsiarovan-tena avy amin'ny zanany vavy. Manambara ilay mpitoraka blaogy: قررت أن أبدأ...