· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Janoary, 2008

Bahrain: Mpifanolo-bodirindrina hoe?

  24 Janoary 2008

Cookie, avy any Bahrain, no milazalaza ny momba ny manodidina na mpifanolo-bodirindrina ao amin’ny lahatsorany. “Mijanona eny amin’izay tiany hanajanonany ny fiara tahaka ny hoe tompon’ny arabe ny olona. Ny vehivavy kosa miady matetika isa-tapa-bolana na latsak’izany any IVELAN’NY tokantranony!” hoy izay nosoratany.

Bahrain : nandihindihy ho’aho i George W

  16 Janoary 2008

Niserana tao Bahrain i George Bush nanditra ny fitetezam-paritra nataony tao azia andrefana, io no fitsidihana voalohany nataona filoha US tao amin’ny firenena. Misy azo antenaina hoy Mahmood: Bush is coming to town. He’ll probably fly in on a helicopter from some big tub floating in the Gulf, that the...