Tantara mikasika ny Alzeria tamin'ny Avrily, 2014
Niharan'ny Fandrahonana Ny Mpanohitra Alzeriana Taorian'ny Fifidianana Filoham-pirenena
Nanome alalana an'ny filoha Abdelaziz Bouteflika, izay efa teo amin'ny fitondrana hatramin'ny 1999 hofidiana filoham-pirenena indray ny fanovana ny lalàmpanorenana.
Tontolo Arabo: Veloma Farany Hoan'i Gabriel Garcia Marquez
"Malahelo ny foko androany alina," hoy ny siokan'ilay Jordaniana Shaden Abdelrahman taorian'ny nandrenesany ny fahafatesan'ilay Kolombiana nahazo ny loka Nobel antsoina hoe Gabriel Garcia Marquez.