· Avrily, 2012

Tantara mikasika ny Alzeria tamin'ny Avrily, 2012

Mali: Tombouctou, Tandindonin-Doza Ny Haren-Kolontsaina

  14 Avrily 2012

Mampahatsiahy zavatra malaza sy toetr'andriana izany anarana Tombouctou izany ho an'izao tontolo izao. Nefa mahatandindonin-doza an'i Tombouctou ny ady any avaratr'i Mali sy ny fisian'ireo henja-pihetsika vitsy dia vitsy an'isa ao. Maro ireo mampaneno lakolosy fanairana.