Tantara mikasika ny Alzeria tamin'ny Septambra, 2011
Alzeria : Lalao Baolina Kitra, Toerana Vaovao Hanehoana Tsy Fitovian-kevitra
Nahita fomba vaovao hanaovana izay hihainoana ny feon'izy ireo ny Alzeriana. Ireo mpijery baolina kitra dia nanararaotra ny fotoana mba hilazana ny fahitan'izy ireo ny politika, ao amin'ny firenena izay niaro fatratra ny tenany tamin'ilay revolisiona antsoina hoe Lohataona Arabo