· Jolay, 2010

Tantara mikasika ny Alzeria tamin'ny Jolay, 2010

Alzeria: Lasa lamaody ve ny fihatsarambelatsihy?

  15 Jolay 2010

Mandinika ny fihatsarambelatsihy ilay mpitoraka blaogy Alzeriana Salim (Ar) ary manontany hoe: Lasa lamaody ve ny fihatsarambelatsihy? Ndeha hojerena hoe inona no nitondra azy tamin'izany famaranana izany ato amin'ity lahatsoratra ity.