Tantara mikasika ny Alzeria tamin'ny Jona, 2009
Tontolo Arabo: Fa inona no andrasan'i Arabo?
Mpitoraka blaogy roa avy amin'ny lafin-tany arabo roa samihafa no mikamenona amin'ny zavatra iainan'ireo arabo, manomboka any amin'ny Ranomasimbe ka hatrany amin'ny Gôlfa . Ny iray manontany hoe mandra-pahoviana isika no hipetraka ho mpitazana fotsiny foana raha ny firenen-kafa kosa miezaka mampanaraka ny teotr'andro sy mampivoatra ny tahirim-pitaovam-piadiana eo am-pelatanany ...