The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Algeria Tahiry Firenena

RSS ho an i Algeria

2009-08-13

Alzeria : Taorian'ny Fifandonan'ireo Sinoa sy Alzeriana

Niteraka fifandonana teo amin'ireo mpifindra monina sy ireo teratany alzeriana ao an-drenivohitr'i Alzeria ny fidiran'ireo mpiavy sinoa. Zato teo ho eo ny fitambaran'ny teratany sy ny mpifindra monina nifanandrina tamin'izany, ary nampiasa antsy sy fonjam-by ry zareo. Nisarika resa-be mikasika ny fampiasan'ny sinoa vola ao amin'ity firenena ity izany fifandonana ...

2009-06-05

Tontolo Arabo: Fa inona no andrasan'i Arabo?

Mpitoraka blaogy roa avy amin'ny lafin-tany arabo roa samihafa no mikamenona amin'ny zavatra iainan'ireo arabo, manomboka any amin'ny Ranomasimbe ka hatrany amin'ny Gôlfa . Ny iray manontany hoe mandra-pahoviana isika no hipetraka ho mpitazana fotsiny foana raha ny firenen-kafa kosa miezaka mampanaraka ny teotr'andro sy  mampivoatra ny tahirim-pitaovam-piadiana eo am-pelatanany  ...

2009-02-24

Maghreb: Nifampiresaka tamin’I Polisario ny solotenan’ny firenena mikambana mpiandraikitra an’i Sahara andrefana.

Tonga tao Alzeria I Christopher Ross omaly, solotena manokana avy amin’ny firenena mikambana misahana ny raharaha Sahara andrefana, mba hifampireska amin’ny fiadidian’ny Polisario, araky AFP. Mamehy ny fihetsik'ireo mpitoraka blaogy manoloana ny faritry Maghreb momba ny fandrosoana faranay i Jillliana York.

2008-07-28

Fifandraisana iraisam-pirenena

Parole de Democrate [Fr] no mieritreritra fa vavahady miafina hidirana sy hampielezana ny Amerikana miafina eto Afirika ny AFRICOM ary lazainy fa efa nanao iraka miafina tao anatin'ny sisintanin'i Alizeria ny vondrotafika Amerikana, araka ny loharanao tsy voatonona iray.

2007-10-30

Alzerìa : Feno rano eny rehetra eny

Vakio ny lahantsoratry ny mpiblaogy Alzeriana Nouri sy ny antony namalian'ny rain'ny namany azy hoe : « there's water everywhere, but not a drop to drink! » « feno rano eny rehetra eny, saingy tsy misy vongan-drano iray akory hosotroina ! » [FANAMARIHANA: « mangetaheta ambony lakana » angamba no ohabolantsika Malagasy manakaiky ...