Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Aogositra, 2015
Any Venezoala, Na Ireo Polisy Aza Manao Diabe Manohitra Ny Tsy Fandriampahalemana
Tsy misy antra mihitsy ny herisetra ao Venezoela. Na amin'ireo mpampihatra ny lalàna aza, izy ireo izay nanao hetsi-panoherana tao Caracas, na teo aza ny fandraràn'ireo manampahefana sy ny fahanginan'ny media.
Hanao Ny Politika Hifanaraka Kokoa Amin'y Maha-Olona Ary Hanamboatra Tetezana: Fijerin'i Katie Brown Amin'ny Lafiny Literatiora An'i Venezoela
Niresaka tamin'i Global Voices momba ny literatiora Venezoelana amin'ny vanim-potoana ankehitriny ary ny fomba nahavitàn'ny angano sy arira teo an-toerana nanampy hanazava kokoa momba ilay firenena tsy dia azon'ny olona maro loatra ilay mpikaroka avy amin'ny Firenena Mikambana,