· Desambra, 2012

Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Desambra, 2012

Manao Diabe Ny Mpifindra Monina Mba Hitaky Fitovizan-jo Ao Brezila

  18 Desambra 2012

Tamin'ny 2 Desambra, nidina an-dalambe ny fihetsiketsehana nokarakarain'ireo mpila ravinahitra monina ao São Paulo mba hitaky ny fananany zo fototra toy ny fahasalamana, fiarovana, sy asa mendrika. Niainga tao Praça da República, ao afovoan-tanàna ny Diaben'ny Mpifindra-monina VI ary nandalo teo anoloan'ny Lapan'ny Tanàna ao São Paulo, ka nijanona tao nandritra...