GlobalVoices anaty

Venezoela

Tahiry Firenena · 75 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Venezoela

25/04/2013

Video Lahatsoratra
Venezoela: Fanombohan'ny Fifamelàna ve?

Tohin'ny lahatsoratra

Ao anatin'ny fisavoritahana [en] sy fifandonana [en] izay nametraka fenitra teny an-dalambe sy any anaty aterineto taorian'ny fifidianana [en] ny 14 aprily, sehatry iray ho an'ny fisaintsainana maro ihany koa ireo fampahalalam-baovaon'olon-tsotra.

23/04/2013

Video Lahatsoratra
Venezoela: Miteraka Herisetra Ny Ahiahy Taorian'ny Fifidianana Sy Ny Tsy Fahatokisana

Tohin'ny lahatsoratra

Mitohy ety anaty aterineto sy eny an-dalambe ny fanehoankevitra mivaivay mikasika izay ho vokatry ny fifidianana ao Venezoela, natao tamin'ny 14 Aprily. Feno hafatra an-katezerana sy fifampiangàna avy amin'ny andaniny sy ny ankilany ireo tambajotra sosialy, izay mahatonga fisarahana eo amin'ireo mpomba ny foto-kevitra Chavez sy ireo mpiara-dia amin'ny mpanohitra ny governemanta.

21/04/2013

Nifidy ny Kandidà Mpanohitra Capriles Ny Ankamaroan'Ireo Venezoeliana Ao Panama

Tohin'ny lahatsoratra

Nanaraka akaiky ny fifidianana natao tao Venezoelà tamin'ny Alahady 14 Aprily 2013 lasa teo i Panama, izay ahitana mponina Venezoeliana marobe. Nahitana ny fihetseham-pon'ireo Venezoeliàna monina ao Panama ny tambajotra sosialy, tahaka...

17/04/2013

Fifidianana Venezoeliana: Nandresy Tamin'ny Isa Tery dia Tery Ny “Chavism” (mpanara-dia an'i Chávez)

Tohin'ny lahatsoratra

Ny mpirotsaka Nicolás Maduro, ntendren'i Hugo Chávez ho mpandimby azy, no nandresy tamin'ny isam-bato 50.66%, tamin'ny fifidianana natao ny 14 Aprily 2013 teo. Vato 230.000 monja no nanasaraka azy tamin'ilay mpifanandrina aminy Henrique Capriles Radonski,

14/04/2013

Venezoela: Miomana Amin'ny Fifidianana Atao Amin'ny Alahady ny Fikambanana Tsy Miankina Ho Amin'ny Mangarahara

Tohin'ny lahatsoratra Teknolojia mampangarahara asa

Tao anatin'ny enim-bolana izao dia handeha handatsa-bato fanindroany ireo Venezoeliana. Hifidy izay handimby ny filoha teo aloha Hugo Chavez izy ireo, izay namoy ny ainy tamin'ny volana Marsa teo. Somary mikorontana ny tontolo politika ao...

20/03/2013

Sary Lahatsoratra
Fijery Ao Anatiny Momba Ny Oniversite Indizeny ao Venezoela

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Tahaka ny ahoana ny andavanandron'ny mpianatra ao amin'ny UIV, Oniversite indizeny ao Venezoela [es] ? Mpianatra telo avy ao amin'ny sampana educommunication (fampianarana sy fifandraisana) [fr] no nandray anjara tamin'ny atrikasa nokarakarain'ny Rising Voices vao...

09/03/2013

Manadihady ny Lova Politika Navelan'i Chávez ny Arzantiniana

Tohin'ny lahatsoratra

Noho ny fahafatesan'ny [mg] filoha Venezoelana Hugo Chávez, dia nanambara telo andro fisaonam-pirenena ny filohan'i Arzantina, Cristina Fernandez de Kirchner. Mandritra izany fotoana izany, manadihady ny fiainana politikan'ilay mpitarika Venezoelana ny bilaogera Arzantiniana.

Niteny ny Filohan'i Iran hoe “Hiara-HIverina amin'i Kristy i Chavez”

Tohin'ny lahatsoratra

"Tsy isalasalako fa hiverina hiaraka amin'i Jesoa Kristy sy ireo olo-marina hafa i Chavez," Hoy ny hafa-pampiononana nataon'i Ahmadinejad tamin'ny fahafatesan'i Chavez

08/03/2013

Dima Al Khatib Mahatsiaro an'i Hugo Chavez

Tohin'ny lahatsoratra

Ny sasany tia azy, ny hafa mankahala azy, saingy mitana anjara toerana manokana ao amin'ny fon'ilay mpanao gazety Arabo Dima Al Khatib ny filoha Venezoelana farany Hugo Chavez. Amin'ny maha-lehiben'ny Al...

Maduro Sy Capriles No Hamaritra Ny Hoavy Ara-Politikan'i Venezoela

Tohin'ny lahatsoratra

Tsy azo antoka ny hoavin'i Venezoela taorian'ny nahafatesan'i Hugo Chávez. Betsaka ny kisary sy ny mety ho fandehany azo sainina fa hanomboka hiseho, saingy efa ela kosa ny habaka no niady hevitra sy niresaka mikasika azy ireny.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny