Tantara mikasika ny Orogoay tamin'ny Mey, 2015
Teny Avy Amin'ny Tontolon'ny Orogoain'Ingahy Filoha Fahiny, José ‘Pepe’ Mujica
"Tsotra kely izany. Satria ny zavatra be voninahitra indrindra ananan'ny olona iray dia ny fiainana. Ary na dia tsotra indrindra aza ny fiainana, izay no zavatra tena adinontsika indrindra."