GlobalVoices anaty

Orogoay

Tahiry Firenena · 20 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Orogoay

13/04/2013

Sary Lahatsoratra
Nankatòavin'i Orogoay Ny Fanambadian'ny Olona Mitovy Fananahana

Tohin'ny lahatsoratra

Nanjary firenena Amerika Latina faharoa mankatò ny fanambadian'ny olona mitovy fananahana i Orogoay. Tamin'ny 10 Aprily 2013, nankatòavin'ireo mpanao lalàna marobe tao amin'ny Kongresy ny lalàna, izay mamaritra ny fanambadiana ho...

05/03/2013

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Tosika Orogoaiana Hisian'ny Fitaterana Maharitra

Tohin'ny lahatsoratra

Manangona sonia 10.000 ireo teratany Orogoaina mba hanerena ny governemantan-dry zareo hanolotra fotodrafitrasa mifanaraka amin'ny hisian'ny fitaterana maharitra, manomboka amin'ny faritra natokana ho an'ny bisikilety. Kendrena amin'ity fandraisana andraikitra ity ny handinihana momba ny bisikilety ao anatin'ny drafitra lavitr'ezaka nataon'ny firenena ho toy ny fitaovam-pitaterana maharitra.

29/12/2012

Andro Faha-2 Ho Fampandrosoana An'i Amerika Latina 2012

Tohin'ny lahatsoratra Teknolojia mampangarahara asa

Nifarana tamin'ny Alahady 2 Desambra teo ny andro faha 2-n'ny hackathon isam-paritra ho fampandrosoana an'i Amerika Latina 2012, nokarakarain'ny Ciudadano Inteligente Foundation tany amin'ny firenena valo any amerika Latina. Taorian'ny asa mafy tsy ankiato 36 ora , dia nanomboka nanolotra ny tetikasany ireo mpandray anjara tany amin'ny faritra samy hafa mba hahafahan'ny mpitsara maka fanapahan-kefitra ao aoriana ao. Eto no anoloranay ireo mpandresy avy any amin'ny faritra samy hafa.

18/12/2012

Sary Lahatsoratra
Manao Diabe Ny Mpifindra Monina Mba Hitaky Fitovizan-jo Ao Brezila

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ny 2 Desambra, nidina an-dalambe ny fihetsiketsehana nokarakarain'ireo mpila ravinahitra monina ao São Paulo mba hitaky ny fananany zo fototra toy ny fahasalamana, fiarovana, sy asa mendrika. Niainga tao Praça...

06/12/2012

Fampiasa Nandresy Tamin'ny Hackaton Goavana Indrindra Ao Amerika Latina

Tohin'ny lahatsoratra Teknolojia mampangarahara asa

Nalefa voalohany tao amin'ny engine room ny lahatsoratra Desarrollando America Latina [es], karazana fifaninanana erantany ho an'ireo mpanao hacking ao Amerika Latina, no hotontosaina mandritra ity herinandro ity manerana ny firenena 8...

03/12/2012

Andro 1 Amin'ny Fampandrosoana an'i Amerika Latinina 2012

Tohin'ny lahatsoratra Teknolojia mampangarahara asa

Indro fa nanomboka tamin'ny 1 Desambra ihany ny Fampandrosoana an'i Amerika Latinina 2012 (#DAL2012). Tamin'ity taona ity ny hackathon rezionaly nomanin'ny Ciudadano Inteligente (Olompirenena Maranitra) Foundation [en] dia nentina tany amin'ny [en] firenena Amerikana Latinina 8: Arzentina, Bolivia, Brezila, Chile, Costa Rica, Meksika, Però ary Orogoay. Indro zaraina ny tatitry ny andro voalohany.

26/06/2012

Video Lahatsoratra
Orogoay: Tolo-dalànan'ny Governemanta Hanaovana Ho Ara-dalàna Ny Fanjifàna Marijuana

Tohin'ny lahatsoratra

Niteraka fanehoan-kevitra mifamahofaho ny filazana hoe manosika ny hanaovana izay hampalalaka ny famarotana ambany fanaraha-mason'ny marijuana ny governemanta Orogoaiana. Ilay tolo-dalàna dia atolotra ho toy ny fepetra hisorohana ny fanjifàna sy fanelezana ny fetanà cocaine ("pasta base" amin'ny teny Espaniola), zava-mahadomelina tena fantatra eny anivon'ny tanora Orogoaiana.. Nalaky tamin'ny fanehoan-kevitra momba ilay vaovao ireo mpiondana aterineto.

22/05/2012

Video Lahatsoratra
Lahatsary: Misokatra Ny Latsabato Ho An'ny Adobe Youth Voices Aspire Awards

Mampiseho ny asany avy amin'ny alalan'ny Adobe Youth Voices Aspire Awards ireo tanora tsy ampy fivelomana mianatra ireo fitaovan'ny multimedia. Ao anatin'io fifaninanana io ny lahatsary fanadihaiana, rakikira an-tsary, tononkalo, raki-peo, fanomezana endrika, fitantàrana, sarimiaina ary saripika.

30/03/2012

‘Mujeres Construyendo': Fampivoarana Ny Vehivavy, Bilaogy Iray Amin'ny Fotoana Iray

Tohin'ny lahatsoratra

Mujeres Construyendo, sehatra voalohany ho an'ireo vehivavy bilaogera amin'ny teny Espaniola dia te-hamadika ireo vehivavy miteny Espaniola ho lasa mpamorona votoaty ety anaty aterineto. Mitafa amin'ny mpamorona azy io izahay, Claudia Calvin, mikasika ny firoboroboan'ny vondrom-piarahamonin'ny bilaogera.

14/10/2011

Mankalaza ny Faha-roanjato Taonany i Orogoay

Tohin'ny lahatsoratra

Amin'ity taona ity Orogoay dia mankalaza ny faha-roanjato taonan'ny "dingana ho amin'ny fahaleovantenany". Misy ireo hetsika hahatsiahivana ny fiandohan'ny tolona ho an'ny fahaleovantenan'ny firenena nokarakaraina mandritra ny taona, nefa tamin'ny Alatsinainy 10 Oktobra dia nisy ny hetsi-bahoaka tany Montevideo izay nahasarika fanehoan-kevitra maro tamin'ny blaogy sy ny tambajotra sosialy.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny