· Oktobra, 2012

Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Oktobra, 2012

Porto Rico: Fomba Hafa Iandrandràna

  29 Oktobra 2012

Namoaka sarim-piaramanidina ao amin'ny kaontiny Instagram efa nihoatra ny enim-bolana izao ilay artista an-dalambe sady mpaka sary Porto Rikana Enrique Arce, izay fantatra amin'ny maha Aslan azy, (@ASLANTWIT) ary ao anatin'ny andiany "#parriba" (fiandrandràna) no hanaovany izany