· Aogositra, 2012

Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Aogositra, 2012

Porto Riko: Nahazo Medaly Alimo i Javier Culson

  10 Aogositra 2012

Nametraka tantara ilay atleta amin’ny Olaimpika Javier Culson (@JavierCulson) tamin’ny nandrombahany ny medaily  sabamena (alimo) tamin’ny taranja hazakazaka 400 metatra misy fefy tamin’ny Lalao Olaimpika 2012 ao Londres. Ity no medaily Olaimpika voalohany  azon’i  Poerto Riko taminà lalao hafa ankoatra ny  lalao ady totohondry. Tamin’ny medaily azon’I  Culson, efa fito...