· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Febroary, 2012

Porto Riko: Sary 365

  26 Febroary 2012

Manapika sary iray isan'andro tao anatin'ny roa taona ny mpaka sary José Rodrigo Madera [es], ary anatin'ny tetikasany antsoina hoe "365" izany. Ny namany ao amin'ny Facebook ihany no nahita ny sariny mandra-pamoakan'ny gazety-boky Revista Cruce [es] sary 20 amin'izy ireny ho ankafizin'ny rehetra.