· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Desambra, 2011

Porto Riko: Nasehon'ny Bilaogera fa Namboamboarina Ilay Dokambarotra

  07 Desambra 2011

Nisy dokambarotra iray nahitana ilay mpihira sy mpilalao sarimihetsika Porto Rikana Jennifer López mitondra Fiat 50 cc manerana ny lalan'i Bronx, New York, toerana nahitany masoandro sy nahalehibe azy. Milaza momba ny fiaviany eo amin'ny toerana sy ny aingam-panahy azony avy aminy i López. Naseho eo amin'ny pejy ofisialin'ny Fiat ofisialy eo amin'ny...