· Novambra, 2011

Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Novambra, 2011

Porto Rico: Momba Fampitam-baovao Tamin'ny Meday Volamena Azon'ny Ekipa Nasionaly Vehivavy

  04 Novambra 2011

Sambany ny Ekipa Nasionaly Basketball Vehivavy ao Porto Riko no nandrombaka ny meday volamena nandritra ny fifaninanana Pan Amerikana natao tao Guadalajara, ao Meksika vao haingana, taorian'ny fandreseny an'i Meksika tamin'ny isa 85-67 nandritra ny lalao famaranana. Bilaogera sady mpanao gazety ara-panatanjahan-tena, Rafael Díaz Torres namoaka lahatsoratra mendrika tao amin'ny bilaogy Comentario Deportivo...