· Jolay, 2011

Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Jolay, 2011

Global Voices Podcast 1: Iza no inoantsika an-tserasera?

  03 Jolay 2011

Mitenena Manahoana amin'ny podcast-nay vaovao [fandraisam-peo]! Fizarana 1: Miresaka momba ilay fitaka Gay Girl in Damascus; Mihainoa ny feo avy any Ginea-Bisao; ary ny resadreseka tamin'i Firuzeh Shokooh Valle momba ny asany amin'ny maha-tonia mpanitsy amin'ny teny Espaniola azy. [Amin'ny teny anglisy daholo ny fandraisam-peo]