· Desambra, 2008

Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Desambra, 2008

Noelin-dry zareo any Karaiba

  28 Desambra 2008

Noely ny andro – Ary tsy misy n'aiza n'aiza mankalaza ny Noely ohatran'ny any Karaiba! Inty misy topi-maso kely ny amin'ny ataon'ny mpitoraka blaogy avy any Karaiba mba ho tafiditra ao amin'ny fanahin'ny fankalazàna… Ny mpitoraka blaogy avy any  Guyana dia nanao “meme” amin'ny hoe “Tsy Krisimasy ny Krisimasy rehefa...