· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Però tamin'ny Marsa, 2010

Però: mpanamory lasa olo-malazan'ny aterineto

  10 Marsa 2010

Noho ny fomba fiteny fiarahabana miavaka nataony tamin'ny 20 desambra 2009 voarakitra an-dahatsary, dia nahasarika olona maro dia maro any Però hijery azy ao amin'ny Youtube  ny lehiben'ny sidina (commandant de bord) iray ao amin'ny TACA, César Soto. Nilaza izao teny manaraka izao i Soto rehefa nipetraka minitra vitsivitsy tao...