Tantara mikasika ny Paragoay tamin'ny Desambra, 2014
Tena Tratry Ny ‘Tsimokaretin'Ireo Vahiny Mpanao Heloka Bevava’ Ve i Arzantina? Sa Ireo Politisiana Mpankahala Vahiny Ihany?
"Tratry ny tsimokaretin'Ireo vahiny mpanao heloka bevava isika," hoy ny sekretera misahana ny fiarovana ao Arzantina, niteraka resabe teny anaty adihevitra mikasika ny tsy fandriampahalemana ao amin'ny firenena.