Tantara mikasika ny Panamà tamin'ny Marsa, 2014
Notapahin'i Venezoelà Ny Fifandraisana Amin'i Panamà
Notapahin'ny fitondrana Venezoelana ny fifandraisana ara-diplaomatika sy ara-barotra amin'i Panama. Heniky ny fanehoa-kevitra feno fahagagàna tamin'izany fanapaha-kevitra izany ny tambajotra sosialy.