· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Panamà tamin'ny Jona, 2012

Panama: Firenena Amidy

  20 Jona 2012

Amidy i Panama : na farafaharatsiny izay no fahitan'ny vondrona Panameana lehibe iray ny zava-misy taorian'ny nahitàny tamin-katezerana ny fomba ataon'ny governemantan'ny Filoha Ricardo Martinelli ikendrena ny handafosana ampahany midadasika amin'ireo fananan'ny firenena..Azo jerena eny an-dalambe sy eny anaty tambajotra sosialy ny hatezearan'ny vahoaka Panameana.