GlobalVoices anaty

Panamà

Tahiry Firenena · 34 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Panamà

23/05/2013

Miampanga Mpanao Gazety ao amin'ny Twitter ny Filohan'i Panama

Tohin'ny lahatsoratra

Matetika loatra ny Filoha Ricardo Martinelli (@rmartinelli) [es] no mahatezitra ny mpiserasera Panameana noho ny fisiahana mampiady hevitra sy mampiady tsotra izao, ary tonga hatramin'ny fanompana aza. Ny ohatra akaiky indrindra...

12/05/2013

Orinasa Mpanao Labiera Manaisotra Ny Fangiazam-pananan'ny Federasiona Panameana Momba Ny Baolina Kitra

Tohin'ny lahatsoratra

Nanaisotra ny fangiazam-pananan'ny Federasiona Panameana Momba Ny Baolina Kitra ny Baru Brewery taorian'ny bitsika iray niteraka resabe nalefan'ny Filoha Ricardo Martinelli tao amin'ny kaontiny ao amin'ny Twitter.

11/05/2013

Sekoly Akatona Noho Ny Tsy Fahampian'ny Angovo ao Panama

Tohin'ny lahatsoratra

Miatrika krizin'ny angovo izay mety tsy ahafahan'ny firenena iray manontolo mihetsika  i Panama, noho ny fahataran'ny fotoan'ny orana eo amin'ny lafiny ilany. Toy izao ny nanombohan'ny fitateran'ny Prensa Latina [es]...

29/04/2013

Lasa Nifanandrina ny Football sy ny Labiera ao Panama

Tohin'ny lahatsoratra

Football sy labiera, zava-droa tian'ny Panameana indrindra, no lasa nifandona rehefa nalain'ny orinasa mpamokatra labiera Baru-Panamá [es] ny kaonty bankin'ny Federasiona Panameana Football (FEPAFUT), itakiany onitra $7 tapitrisa dolara amerikana noho ny fanapahana...

21/04/2013

Nifidy ny Kandidà Mpanohitra Capriles Ny Ankamaroan'Ireo Venezoeliana Ao Panama

Tohin'ny lahatsoratra

Nanaraka akaiky ny fifidianana natao tao Venezoelà tamin'ny Alahady 14 Aprily 2013 lasa teo i Panama, izay ahitana mponina Venezoeliana marobe. Nahitana ny fihetseham-pon'ireo Venezoeliàna monina ao Panama ny tambajotra sosialy, tahaka...

29/03/2013

Mifidy Kandida Ho An'ny Fifidianana Filoham-pirenena Ireo Antoko Mpanohitra Any Panama

Tohin'ny lahatsoratra

Nifidy ireo izay ho kandidà ho an'ny fifidianana filoham-pirenena 2014 ireo antoko politika roa goavana tena mpifanandrina any Panama. Miha-mafana izany ary mitaky fifaninanana avo lenta ny vahoakan'i Panama any amin'ireo vohikalan- tambajotra sosialy.

09/03/2013

Melohin'ny Fiangonana Katolika Ny Lalàna Fanamombàna Any Panama

Tohin'ny lahatsoratra

Namoaka lalàna izay mamela ny vehivavy 23 taona no miakatra izay manan-janaka roa na mihoatra hisafidy malalaka ny ho momba ny Antenimieram-Pirenena Mpanao lalàna tamin'ny 23 febroary 2013. Nolazain'ny Fiangonana Katolika ho fepetra mihoa-pefy izany ary nangatahany ny hanasiam-panovàna. Mandritra izany, mizarazara ihany koa ireo Panameana, ho amin'ireo mahita ilay lalàna ho tsara ary ireo izay mitsipaka azy.

31/10/2012

Panama: Nitodika Tamin'ny Vahoaka ny Filoha Martinelli Rehefa Nofoanana ny Lalàna 72

Tohin'ny lahatsoratra

Niezaka nanakatona ny herinandro izay namoizan'ain'olona efatra ny filohan'i Panama, Ricardo Martinelli omaly. Nanao kabary fampihavanana izy izay manasa ireo vahoaka mba hitady fihavanana taorian'ny fifandonana tao Colon nandritra ny hetsi-panoherana ny...

20/10/2012

Manohy Ny Diany Ho Any Amin'ny Fiadiana Ny Amboara Eran-tany 2014 i Panamà, i Honduras ary i Costa Rica

Tohin'ny lahatsoratra

Tafakatra amin'ny dingana famaranana ao amin'ny Concacaf i Panama, i Honduras ary i Costa Rica, fifanintsanana hankanesana any amin'ny fiadiana ny Amboara Eran-tany FIFA 2014 any Brezila. Ireo mpitia baolina kitra dia niady hevitra tamin'ny tambajotra sosialy samy hafa momba ireo lalao fifnanintsanana nahafinaritra.

18/10/2012

Akon'ny Ny Fifidianana Venezoeliana Tany Panamà

Tohin'ny lahatsoratra

Arahina miaraka amin'ny tombon-tsoa any Panamà ny fifidianana filoham-pirenena Venezoeliana, sady arahin'ny Venezoeliana ao amin'ny firenena no arahin'ny Panameana liana amin'izay zava-miseho amin'ny firenena manodidina.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny