· Septambra, 2012

Tantara mikasika ny Nikaragoa tamin'ny Septambra, 2012

Lahatsary: Fipoahana Volokano San Cristobal Tao Avaratry Nikaragòa

  10 Septambra 2012

Manana ny lisitry ny lahatsary mampiseho fipoahana volokano nanohina tao Nikaragòa tamin'ny 8 Septambra lasa teo ireo mpisera YouTube. Volokano San Cristobal, izay avo indrindra ao amin'ity firenena Amerika Afovoany ity, no nipoaka tamin'ny Asabotsy maraina tamin'ny 9:02, namoaka setroka sy lavenona ka nahatonga ny manampahefana tao an-toerana namindra ireo mponina maherin'ny...