· Novambra, 2010

Tantara mikasika ny Nikaragoa tamin'ny Novambra, 2010

Costa Rica: Ady sisintany amin'i Nikaragoa

  08 Novambra 2010

Raha asa fanadiovana tsotra sy fanalàna tsentsina tamin'ny reniranon'i San Juan River no niantombohany, sisintany voajanahary eo anelanelan'i Costa Rica sy Nikaragoa, dia nivadika kosa ho fifanolànana ara-diplaomatika sy ara-tafika.. Taorian'ity lahatsoratra ity navoaka tamin'ny teny Espaniola, maro ireo loharano nitatitra ny maha-voasaringotra an'i Google amin'ity ady sisintany ity.