· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Nikaragoa tamin'ny Avrily, 2008

Nikaragoa : Fahafahan'ny mponina mampiasa Aterineto

  02 Avrily 2008

Cristhian no mitatitra ao amin'ny blaogy Economía y Más fa i Nikaragoa no manana ny taha iva indrindra amin'ny fahafahan'ny mponina mampiasa Aterineto any Ivon'i Amerika : En la actualidad Nicaragua se encuentra en el ultimo lugar, en términos de acceso a Internet, a nivel Centroamericano incluyendo a Republica Dominicana...