· Jona, 2010

Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Jona, 2010

Meksika: vonona hifanandrina amin'i Frantsa

  19 Jona 2010

Milalao ao anatin'ny vondrona A mifanandrina amin'i Uruguay, Frantsa ary Africa Atsimo ny ekipa Meksikana amin'ity Mondial FIFA 2010 ity. Amin'ny lalao fanokafana dia I Meksika no nifanandrina tamin'ny mpampiantrano, Afrika Atsimo. Na dia nifarana tamin'ny 1-1 aza ny lalao, dia namela marika tsara sy nampisy tara-panantenana ho an'ireo mpanohana...