· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Janoary, 2008

Meksika: hivory ny mpampiasa Twitter

  17 Janoary 2008

Twittmx [es] no anarana iantsoana ny fivoriana voalohany hotanterahin'ny “Twitteros” na mpampiasa Twitter any Meksika. Ny faniriana moa dia ny hanatanterahana ny fivoriana ho isam-bolana.