· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Desambra, 2007

Meksikô : Fampivadiana hai-tao-trano sy ny fampihenam-bidy ho fanarenana ny rava any Tabaskô

  11 Desambra 2007

Ny mpiblaogy HJ Barranza dia mamovoafy ao amin'ny blaoginy Neverwonderland izay fomba hampivadiana ireo traikefan'ny hai-tao-trano sy izay fomba hampihenam-bidy ny fanorenana mba hanampiana ny fanarenana ilay tanàna ravan'ny tondra-drano any Tabaskô, Meskikô : « While i can’t assure that it will be possible to lower the cost to a tenth of its current costs, i...