· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Novambra, 2012

Fanairana tao Goatemala Taorian'ilay Horohorontany Maridrefy 7.4

  11 Novambra 2012

Vaovao farany (7 Novambra 2012): Nanambara ny tati-baovao farany fa fara-fahakeliny olona 39 [es] no namoy ny ainy noho ny horohorontany izay namely an'i Goatemala androany vao maraimbe. Olona 155 hafa kosa no fantatra fa naratra. Avy hatrany dia nalaza tao amin'ny Twitter ny vaovao momba ny faharavana vokatry ny horohorontany maridrefy 7.4  izay namely...