Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Janoary, 2011
Guatemala: Fanamby ho an'ilay vehivavy voalohany hitana ny andraikitra mpampanoa lalàna
Ao amin'ny firenena anankiray izay 32% monja amin'ny vehivavy [es] no nahavita fianarana ambaratonga faharoa, izay mbola ambany ny fitovian'ny lahy sy ny vavy, izay 8% monja amin'ny solombavam-bahoaka no vehivavy ary tsy mbola misy vehivavy mitantana orinasa na mitantana varotra ambony, ny fanendrena vehivavy ho amin'ny fitantanam-bahoaka sy ho...
Amerika Latina : tamberina ny taona 2010
Tamin'ny 2010 no nisy horohorontany goavana indrindra namely an'i Chili, filoham-pirenena nandray ny asany, ny filoha any Argentine teo aloha nodimandry tampoka, ny loka Nobel momba ny literatiora nomena ilay terantany avy any Peru Mario Vargas Llosa, ary ny Global Voices nanao ny fihaonana an-tampony tany Santiago, Chili. Andeha hiverenantsika ireny...