· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Desambra, 2007

Goatemala : Ny fomban-drazana fandoroana devoly

  15 Desambra 2007

Hazavain’ny jiro iriariavan’ny ankizy milalao an-dalambe ny manodidina, fialantsasatra tokoa manko izao ary efa mandindona ny maro sahady ny fetin’ny krismasy. Hifangaro toy ny isaky ny volana desambra indray ny fivavahana sy ny fomban-drazana isankarazany. Misy fomba « fandoroana ny devoly » izay fanao isaky ny 7 Desambra indrindra fa...