GlobalVoices anaty

El Salvador

Tahiry Firenena · 10 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i El Salvador

27/11/2012

Video Lahatsoratra
Manohitra Ny Kolikoly Ny Tanora Ao Amerika Latina

Tohin'ny lahatsoratra Teknolojia mampangarahara asa

Mizara lahatsary iray i Andrea Arzaba izay hanadihadiany ireo tetikasa tarihan’ireo tanoran’i Amerika Latina ho amin’ny mangarahara sy ny fandraisana andraikitra. Nandray anjara tamin’ilay Sehatra Fiadian-kevitry ny Tanora Eran-tany Manohitra Ny Kolikoly Andiany Fahatelo,nokarakarain’ny Tambajotran’ny Tanora Eran-tany Manohitra Ny Kolikoly (GYAC) any Brasilia, Brezila ny 5 sy 6 Novambra teo.

03/10/2012

Video Lahatsoratra
Nivadika ho Fanangonam-bola Ny Fanadihadiana Momba ny Guerrilleras Salvadoriana

Tohin'ny lahatsoratra

Niara niasa i Rebecka Bíró (Soeda/Espaina) sy Victoria Montero (Arzantina), samy mpaka sary mba hanangana tetikasa fanadihadiana sy sary momba ny fiainan'ny vehivavy mpiady anaty akata nandritra ny Ady An-trano Salvadoriana (1980-1992). Nampiasa...

27/07/2012

Video Lahatsoratra
Lahatsary: ‘Ndao Hotetezintsika Ny Tsena Manerana Ny Tany

Tohin'ny lahatsoratra

Feno loko , feo sy fiainana maro ny tsena, na aiza na aiza misy azy eto amin'izao tontolo izao. Miaraha aminay mandritra ny fitsidihanay - an-tsary sy lahatsary - ireo tsena any El Salvador, Meksika, India, Indonezia sy Thailand.

30/03/2012

‘Mujeres Construyendo': Fampivoarana Ny Vehivavy, Bilaogy Iray Amin'ny Fotoana Iray

Tohin'ny lahatsoratra

Mujeres Construyendo, sehatra voalohany ho an'ireo vehivavy bilaogera amin'ny teny Espaniola dia te-hamadika ireo vehivavy miteny Espaniola ho lasa mpamorona votoaty ety anaty aterineto. Mitafa amin'ny mpamorona azy io izahay, Claudia Calvin, mikasika ny firoboroboan'ny vondrom-piarahamonin'ny bilaogera.

09/01/2012

Video Lahatsoratra
Amerika Afovoany: Navoakan'ny Tetikasa LibreBus Ny Fanadihadiana Notontosainy

Tohin'ny lahatsoratra

Nandritra ny volana Mey 2011, nitety ny araben'ny firenena dimy ao Amerika Afovoany mitady kolontsaina sy fahalalàna malalaka ifampizaran'ireo mpankafy izany ny LibreBus [es]. Mivoaka ary azo jerena an-tserasera ankehitriny ny lahatsarim-panadihadiana nampiseho ny atrikasa isan-karazany nandritra ny fitetezam-paritra.

20/10/2011

Video Lahatsoratra
Lahatsary: Anaty Rano i Amerika Afovoany

Tohin'ny lahatsoratra

Nitondra oram-batravatra sy orana naharitra andro maro nanerana an'i Amerika Afovoany ilay andro ratsy 12-E, niteraka tondra-drano, fanakatonana ireo làlana sy lalambe migodana ary famindràna toerana olona. Amin'ny alalan'ity lahatsoratra ity no ahitantsika ireo fiantraikan'ny ranon'orambe nanerana ireo firenena maro ao Amerika Afovoany

05/05/2011

Sary Lahatsoratra
Maraoka : “I love ‘Kech!”

Tohin'ny lahatsoratra

Ny tanàna lehibe ho an'ny fizahantany be mpitsidika indrindra ao Maraoka, i Marrakech, izay niharan'ny famelezana tamin'ny fanapoahana baomba ny Alakamisy teo, tao amin'ny toeram-pisotroana sy fisakafoanana malaza iray, izay ao...

10/01/2011

Amerika Latina : tamberina ny taona 2010

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ny 2010 no nisy horohorontany goavana indrindra namely an'i Chili, filoham-pirenena nandray ny asany, ny filoha any Argentine teo aloha nodimandry tampoka, ny loka Nobel momba ny literatiora nomena ilay...

22/11/2010

Amerika: Tsiaro an'aterineto mpifindra monina 72 tratran'ny famonoana faobe

Tohin'ny lahatsoratra

Taorian'ny roa volana farany teo, dia nanangana tetikasa amin'ny alalan'ny aterineto ilay mpanao gazety fanta-daza Alma Guillermoprieto vokatry ny famonoana olona miisa roa amby fitopolo niseho tao amin'ny firenena Meksikan'i Tamaulipas tamin'ny volana Aogosotra taona 2010. Ny 72migrantes.com dia vohikala natao hanehoam-pahatsiarovana an'ireo mpifindra monina novonoina ho faty.

02/12/2008

Amerika afovoany: ny vehivavy, ny haitao, ny fanabeazana.

Tohin'ny lahatsoratra

"Noraisin'ny vehivavy tany Amerika afovoany an-tanana ny haitao"tamin'ny alalan'ny famahanam-bolongana miresaka ny fampandrosoana ny rindrambaiko, ny haitaon'ny fampahafantarana sy ny fifandrasaina (TIC) vaovao, ny fampidirana ny TIC ho anisan'ny fampiasa andavanandro. Fa ny mampiavaka azy dia ny adihevitra lehibe amin'ny famahanam-bolongana tamin'ny famoronana tambajotra ho an'ny hafa.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny