· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Novambra, 2007

Ekoatera : I Correa no mamihoditra indrindra any Amerika Atsimo

  12 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Cronica Cero [Espagnôla] monina any Ekoatera dia mitatitra ny fitsampan-kevim-bahoaka izay notanterahina manerana an'i Amerika Atsimo ary nahitana fa ny Ekoaterana Rafael Correa no filoham-pirenena mamihoditra indrindra : « Rafael Correa   72% [Ekoatera] Néstor Kirchner  71% [Arzantina] Álvaro Uribe        66% [Kôlômbia] Felipe Calderón  66% [Meksikô]...