· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Repoblika Dominikana tamin'ny Novambra, 2012

Repoblika Dominikana : Mpianatra Iray Namoy ny Ainy Nandritra Ny Fihetsiketsehana

  13 Novambra 2012

Hetsika samihafa ho fanoherana ny volavolan-dalàna no nokarakaraina [es] Tamin'ny fandrenesana ny fanitsiana ny hetra napetraka tao amin'ny Kongresy Nasionaly, izay niteraka tsy fahafaliana goavana teo amin'ny fiarahamonim-pirenena. Natomboka tamin'ny 4 Oktobra ny hetsika , tamin'ny fotoana nambarana ny volavolan-dalàna. Na dia izany aza niha-nahazo hery ny fihetsiketsehan'ny olom-pirenena nanomboka ny talata 6 novambra izay...