Tantara mikasika ny Repoblika Dominikana tamin'ny Oktobra, 2010
Repoblika Dominikana: Fahitalavitra niomerika amin'ny taona 2015
24 Septambra 2015 no vanin'andro nofidian'ny Ivontoerana Dominikana momba ny Fifandraisan-davitra (Indotel) hanaovana ny fifindràna tanteraka mankany amin'ny fahitalavitra niomerika.