· Novambra, 2009

Tantara mikasika ny Repoblika Dominikana tamin'ny Novambra, 2009

Repoblika Dominikana: Mitohy ny olana herinaratra

  21 Novambra 2009

Vao tsy ampy 3 volana no nandraisany ny asa amin'ny maha filoha lefitry ny CDEEE (Dominican Corporation of State Electric Companies [es]) dia tsy maintsy mitady fanampiana any ivelan'ny fireneny i Celso Marranzini hamahana ny olana herinaratra any an-toerana, izay mihasarotra hatrany. Nisy delegasiona notarihan'i Marranzini nankany Korea Atsimo hitady...