Tantara mikasika ny Repoblika Dominikana tamin'ny Septambra, 2009
Repoblika Dominikana : Halatra tariby sy vy
Tariby sy vy maro no misy mangalatra eny an-dàlambe, amin'ireo vakoka sasantsasany, sy ireo tranobe manerana ny Repoblika Dominikana mba hamidy sy haondrana ka mahasanganehana ny maro.