GlobalVoices anaty

Repoblika Dominikana

Tahiry Firenena · 20 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Repoblika Dominikana

19/04/2013

Sary Lahatsoratra
Tanora Haisiana-Dominikana Mitaky Hanan-Jò Ara-Dalàna

Tohin'ny lahatsoratra

Tanora Dominikana lahy sy vavy manana fiaviana Haisiana manodidina ny 50 eo ho eo no nanomana tao amin'ny Movimiento Reconoci.do [es], diabe niainga avy tao amin'ny Katedralin'i San Pedro de Macorís Cathedral...

18/04/2013

Sary Lahatsoratra
Fampisehoana an'Habakabaka Tao Amin'ny Repoblika Dominikana Niafara Tamin'ny Voina

Tohin'ny lahatsoratra

Nandritra ny andro faharoa sady farany tamin'ny Fampisehoana an'Habakabaka Karaibana, minitra vitsy monja nanombohany, dia nisy voromby Pillán T-35, manana ny laharana FAD 1807, vita avy any Chile ary an'ny Tafika...

30/03/2013

Sary Lahatsoratra
Nandresy Tamin'ny Lalao Fifaninanana Baseball Manerantany Ny Repoblika Dominikana

Tohin'ny lahatsoratra

Faly sy ravoravo ny fon'ireo Dominikana noho ny ezaka vitany tsy mampino nandritra ny fifaninanana Baseball Klasika Manerantany III. Tamin'ny Talata 19 Martsa 2013, nandrombaka ny fandresena farany tamin'ny Lalao Baseball...

20/12/2012

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao

Tohin'ny lahatsoratra

Ny fifandraisana ara-kolotsain'ny mpampiteraka no lohahevitr'ity sary am-bilaogin'ny Offbeat Mama mivahiny ato ity, nakarin'ilay mpakasary Alice Proujansky mipetraka any Brooklyn. Nitety faritra izy fony mbola dimy volana ny kibony ary naka sary ny fifanakalozam-pahalalana ara-kolotsaina tany Quintana Roo, toerana izay nalehan'ireo mpianatra manaraka ilay hany fandaharam-pampianarana nankatoavin'ny governemanta mikasika ny fampiterahana hianatra ny fampiterahana ara-pomba nentim-paharazana Mayana avy amin'ny faritra ambanivohitra.

13/11/2012

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Repoblika Dominikana : Mpianatra Iray Namoy ny Ainy Nandritra Ny Fihetsiketsehana

Tohin'ny lahatsoratra

Hetsika samihafa ho fanoherana ny volavolan-dalàna no nokarakaraina [es] Tamin'ny fandrenesana ny fanitsiana ny hetra napetraka tao amin'ny Kongresy Nasionaly, izay niteraka tsy fahafaliana goavana teo amin'ny fiarahamonim-pirenena. Natomboka tamin'ny 4 Oktobra ny hetsika...

10/10/2012

Sary Lahatsoratra
Repoblika Dominikana : Volavolan-dalàna Fanenjanana Kokoa Ny Fanasaziana Ny Tsy Ampy Taona

Tohin'ny lahatsoratra

Nolanian'ny Antenimieram-pirenena ny Lalàna mikendry ny hampiakatra ny fanasaziana faratampony ho an'ny nahafaty olona mialoha ny fahafenoan'ny taonany izay mampiady hevitra fatratra. Saingy tsy maneho fanohanana ilay lalàna tahaka izany ny fiarahamonim-pirenena isan-karazany

14/08/2012

Video Lahatsoratra
Lahatsary: Tsy Misy Dobo? Tsy Olana! Misy Ny Vahaolana Iadiana Amin'ny Hafanana

Tohin'ny lahatsoratra

Manery ireo olona marobe hitady fomba ialàna amin'ny fiakaran'ny maripàna na hitady fomba hahazoana aina ny tonontaona mafàna ao amin'ny ilam-bolantany avaratra. Mampiseho ny fomba famoronana sy ny fomba tsotra...

11/07/2012

Pôrtô Rikô: Niteraka Korontana Ny Fitsarana Ny Raharahan'i Francheska Duarte

Tohin'ny lahatsoratra

Nodonin'ny sakaizany taloha tamin'ny fiara ary navelany tany amin'ny toby fitsaboana vonjimaika ilay vehivavy renim-pianakaviana antsoina hoe Francheska Duarte. Ilay mpitsara nomena andraikitra hitsara io raharaha io, dia nahita fa tsy heloka bevava no azo anamelohana an'i Jorge Ramos, sakaizan'i Francheska taloha fa nohon'ny tsy fikarakarana ilay marary fotsiny ihany. Niteraka korontana tao amin'ilay nosy io didim-pitsaràna io .

30/03/2012

‘Mujeres Construyendo': Fampivoarana Ny Vehivavy, Bilaogy Iray Amin'ny Fotoana Iray

Tohin'ny lahatsoratra

Mujeres Construyendo, sehatra voalohany ho an'ireo vehivavy bilaogera amin'ny teny Espaniola dia te-hamadika ireo vehivavy miteny Espaniola ho lasa mpamorona votoaty ety anaty aterineto. Mitafa amin'ny mpamorona azy io izahay, Claudia Calvin, mikasika ny firoboroboan'ny vondrom-piarahamonin'ny bilaogera.

24/08/2011

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Repoblika Dominikana: Rita Indiana, “Ny Tetikasa Toy Ny Ahy Dia Nandray Betsaka Tamin'ny Tambajotra Sosialy sy ny Aterineto”

Tohin'ny lahatsoratra

Tanaty tafatafa tanteraka noho ny fiaraha-miasan'ny tambajotranà bilaogera sy namana, ilay Dominikana mpanoratra tononkira , mpihira, mpanoratra, ary mpiseho an-tsehatra Rita Indiana dia miresaka momba ny maha-izy azy manokana amin'ny lafiny hira, ny tontolon-javakantony maro sosona, ny tetikasany amin'ny hoavy, ary ny fifandraisany amin'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra na ny Media sosialy sy ny Aterineto, ankaotr'ireo lohahevitra hafa

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny