Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Marsa, 2013
Guyana, Cuba: Habemus Papam, Saingy “Fa Iza Moa Izy”?
Feno ny andro feno iny hatramin'ny nivoahan'ny setroka fotsy tamin'ny Lasapely Sixtine manamarika ny nandrasan'ny Katolika manerana ny tany: Habemus Papam [mg]. Araka ny hita miharihary, ny Fihidiana an-trano nataon'ny Kardinaly no nifidianana ny papa Amerikana Latina sady zezoita voalohany indrindra hatramin'izay...saingy nisy bilaogera iray nanontany hoe , "Fa iza moa izy"?
Misaona Ny Fahafatesan'ny Filoha Chávez ny Kiobàna
Lahatsoratra [es] nosoratan'ny La Redacción IPS Cuba, navoaka voalohany tao amin'ny Sampan-gazety IPS-Inter Olom-pirenena marobe no naneho ny fahakiviny sy ny alahelony tamin'ny alalan'ny media sosialy noho ny fahafatesan'i Hugo Chávez. “Mbola mampangovitra anay hatrany ny vaovao, sarotra inoana. Lalina sy mandratra fò ny alahelo, saingy tsy maintsy manome voninahitra ireo...