· Oktobra, 2012

Tantara mikasika ny Costa Rica tamin'ny Oktobra, 2012

Nandroso lalàna hiarovana ny biby mirenireny i Costa Rica

  18 Oktobra 2012

Tamin'ny 10 oktobra lasa teo dia nanao sonia ny lalàna momba ny fanaraha-maso hentitra ny vombon'atsantsa ao anatin'ny fari-dranomasin'i Costa Rica ny filoha Laura Chinchilla. Na dia efa tsy azo natao nanomboka tamin'ny taona 2001 aza ny fihazana atsantsa tany Costa Rica dia misy ihany ny tsy fahatomombanana eo amin'ny fampiharana ny...