· Mey, 2012

Tantara mikasika ny Costa Rica tamin'ny Mey, 2012

Costa Rica: Ilay ‘Cirque’ Manavotra Ain'Ankizy

  15 Mey 2012

Any atsimon'i Costa Rica no misy ny tanànan'i Perez Zeledon, tananan'ny Fantazztico Circus izay manome vintana ho an'ireo ankizy sy tanora avy ao amin'ilay faritra ho lavitry ny zava-mahadomelina sy ny adin-tsaina tamin'ny fisokafan'ny varavarany ho amin'ny fitetezana iraisam-pirenena.