· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Costa Rica tamin'ny Desambra, 2011

Costa Rica : Sehatra Maro Mitsipaka Ny Vinan'ny Governemanta Momba Ny Hetra

  31 Desambra 2011

Amin'izao fotoana izao, ny zava-dehibe ho an'ny governemanta ao Costa Rica dia ny hanekena ilay vina ara-ketra antsoina hoe "Solidaridad Tributaria"(Hetra faobe)(Solidaridad Tributaria) vina ara-ketra. Na dia izany aza, sehatra maro ao amin'ny fiarahamonina, antoko politika ary mpandraharaha maro no nanao fanambarana ny amin'ny fanoherany mafy io fanovana io.