· Avrily, 2011

Tantara mikasika ny Costa Rica tamin'ny Avrily, 2011

Costa Rica: Lalao Video miankina Amin'ny Twitter Mitady Famatsiam-bola.

  10 Avrily 2011

Mitady fandraisana anjaran'ny rehetra hamatsy vola ho amin'ny fananganana ny TweetLand , lalao an-tserasera misy fiantraikany eo noho eo avy amin'izay voasoratra ao amin'ny Twitter, ny tanora mpahaikanto enina avy any Costa Rica. Ireo lalao ireo dia antsoina hoe Route 140 sy LoveCity ary izy roa dia samy mampiasa izay...